mercredi, août 24, 2016

logo_artec

COMMUNIQUE

L’Autorité de Régulation des Technologies de Communication (ARTEC)  informe le public que la date limite pour l’enregistrement des informations sur les utilisateurs des cartes SIM auprès des opérateurs est reportée exceptionnellement au 30 juin 2016 suivant les directives du Gouvernement. Tout utilisateur de carte SIM non encore identifié devra ainsi régulariser sa situation auprès de l’opérateur téléphonique concerné, pour éviter la suspension provisoire puis définitive de son numéro d’appels téléphoniques après cette date.

FILAZANA

Ny Manam-pahefana mpandrindra ny teknolojian’ny fifandraisana (ARTEC) dia mampahafantatra ny be sy ny maro, fa noho ny antony manokana, dia nahemotra amin’ny faha-30 jona 2016 ny fe-potoana farany ahazoan’ny mpampiasa « carte SIM » manome ny mombamomba azy eny amin’ny mpandraharaha ara-telefaona finday, araka ny fanapahankevitry ny Governemanta. Araka izany, ny mpampiasa  ny « carte SIM » amin’ny finday  izay mbola tsy nampahafantatra mazava ny mombamomba azy, dia tokony hanao izany eny amin’ny mpandraharaha ara-telefaona finday, alohan’ny faran’io fe potoana io mbahisorohana ny fahatapahana.